Botika
Ho hitanao ato ireo entana misy sy amidy ato amin’ny fikambanana
Ny entana vokatry ny asa tanana
Mba ho fanampin’ny fidirambolan’ny fikambanana, dia misy ireo entana vokatry ny asa tanana izay andraisan’ny zokiolona anjara, hamidy mandritry ny hetsika karakarain’ny fikambanana, fa aranty eto ihany koa. Ny tombom-barotra rehetra azo avy amin’izany dia entina hampiroboroboana ny asan’ny fikambanana.
- Vase
- Vase en rafia
- Vase en porcelaine
- Cadre photo
- Panier
- Sous-assiette
- Chapeau malagasy
Atomboy
Mahatsikaritra fiovana eo amin’ny olona akaiky anao ve ianao ?
Matokia ny eritreritrao. Atomboy miaraka ny resaka, miaraka amin’ny loharanon-karena ho an’ny mitarika anao amin’ny dingana rehetra.