---
titre: "Botika"
chemin: "/mg/botika"
type: page
format: blocs
langue: mg
groupe_traduction: 01a0de71-15b0-79d8-b4da-9d9ad186a11d
description: "Ireo entana vokatry ny asa tanana ataon’ny zokiolona ao amin’ny foiben’ny ONG Madagascar Alzheimer, ho fanohanana ny asan’ny fikambanana."
statut: publie
rang_de_menu: 150
libelle_de_menu: "Botika"
publie_le: 2026-09-26T15:59:08+00:00
version: 2
---
- type: "entete"
  surtitre: "Botika"
  titre: "Ho hitanao ato ireo entana misy sy amidy ato amin’ny fikambanana"

- type: "boutique"
  ancre: "entana"
  titre: "Ny entana vokatry ny asa tanana"
  texte: "Mba ho fanampin’ny fidirambolan’ny fikambanana, dia misy ireo entana vokatry ny asa tanana izay andraisan’ny zokiolona anjara, hamidy mandritry ny hetsika karakarain’ny fikambanana, fa aranty eto ihany koa. Ny tombom-barotra rehetra azo avy amin’izany dia entina hampiroboroboana ny asan’ny fikambanana."
  articles:
  - "Vase"
  - "Vase en rafia"
  - "Vase en porcelaine"
  - "Cadre photo"
  - "Panier"
  - "Sous-assiette"
  - "Chapeau malagasy"
  actions:
  - libelle: "Manorata aminay"
    href: "mailto:madagascaralzheimer@gmail.com"
  - libelle: "Antsoy izahay"
    href: "tel:+261342261202"

- type: "appel"
  surtitre: "Atomboy"
  titre: "Mahatsikaritra fiovana eo amin’ny olona akaiky anao ve ianao ?"
  texte: "Matokia ny eritreritrao. Atomboy miaraka ny resaka, miaraka amin’ny loharanon-karena ho an’ny mitarika anao amin’ny dingana rehetra."
  actions:
  - libelle: "Fantaro bebe kokoa"
    href: "/mg/alzheimer-inona-tokoa/"
  - libelle: "Hanao fanomezana"
    href: "/mg/ampio-izahay/#mvola"

